Genesisy 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha mbola tsy tapitra akory ny teniny,+ dia iny fa nivoaka i Rebeka izay naterak’i Betoela+ zanakalahin’i Milka,+ vadin’i Nahora+ rahalahin’i Abrahama. Ary i Rebeka nitondra ny sininy teny an-tsorony.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:15 Fandalinana, Boky 2,
15 Raha mbola tsy tapitra akory ny teniny,+ dia iny fa nivoaka i Rebeka izay naterak’i Betoela+ zanakalahin’i Milka,+ vadin’i Nahora+ rahalahin’i Abrahama. Ary i Rebeka nitondra ny sininy teny an-tsorony.+