Genesisy 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: “Ahoana izany nataonao izany?” Hoy ny navalin-dravehivavy: “Ny menarana no namitaka ahy, ka nihinana aho.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:13 g98 8/9 18; w89 1/11 22-23 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:13 Mifohaza!,8/9/1998, p. 18 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1989, p. 22-231/11/1986, p. 12
13 Dia hoy i Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: “Ahoana izany nataonao izany?” Hoy ny navalin-dravehivavy: “Ny menarana no namitaka ahy, ka nihinana aho.”+