Genesisy 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nohadin’i Isaka indray ireo lavadrano efa nohadina tamin’ny andron’i Abrahama rainy, izay efa notampenan’ny Filistinina taorian’ny nahafatesan’i Abrahama.+ Ary nantsoiny indray tamin’ny anarany avy izy ireny, araka ny niantsoan-drainy azy.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Ary nohadin’i Isaka indray ireo lavadrano efa nohadina tamin’ny andron’i Abrahama rainy, izay efa notampenan’ny Filistinina taorian’ny nahafatesan’i Abrahama.+ Ary nantsoiny indray tamin’ny anarany avy izy ireny, araka ny niantsoan-drainy azy.+