22 Ary hoy koa i Jehovah Andriamanitra: “Efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ny olona ka mahalala ny tsara sy ny ratsy.+ Ary sao hanatsotra ny tanany izy ankehitriny ka haka amin’ny voan’ny hazon’aina,+ dia hihinana izany ka ho velona mandritra ny fotoana tsy voafetra, ...”