Genesisy 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa noroahin’i Jehovah Andriamanitra tsy ho ao amin’ny zaridainan’i Edena+ ny olona, mba hiasa ny tany nakana azy.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:23 w89 1/11 26 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:23 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1989, p. 26
23 Koa noroahin’i Jehovah Andriamanitra tsy ho ao amin’ny zaridainan’i Edena+ ny olona, mba hiasa ny tany nakana azy.+