Genesisy 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia niala tsy ho eo anatrehan’i Jehovah+ i Kaina ka nanorim-ponenana tany amin’ilay tany atao hoe Fandosirana, tany atsinanan’i Edena. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:16 Fandalinana, Boky 1,
16 Dia niala tsy ho eo anatrehan’i Jehovah+ i Kaina ka nanorim-ponenana tany amin’ilay tany atao hoe Fandosirana, tany atsinanan’i Edena.