Eksodosy 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mbola niteny tamin’i Mosesy sy Arona ihany anefa i Jehovah, ary mbola izy roa lahy koa no nampiasainy hanomezana didy ho an’ny zanak’Israely sy ho an’i Farao mpanjakan’i Ejipta, mba hamoahana ny zanak’Israely avy tao amin’ny tany Ejipta.+
13 Mbola niteny tamin’i Mosesy sy Arona ihany anefa i Jehovah, ary mbola izy roa lahy koa no nampiasainy hanomezana didy ho an’ny zanak’Israely sy ho an’i Farao mpanjakan’i Ejipta, mba hamoahana ny zanak’Israely avy tao amin’ny tany Ejipta.+