Eksodosy 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona, ary niteny taminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo: ‘Mandra-pahoviana ianao no tsy hety hanaiky ahy?+ Alefaso ny oloko hanompo ahy.
3 Koa nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona, ary niteny taminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo: ‘Mandra-pahoviana ianao no tsy hety hanaiky ahy?+ Alefaso ny oloko hanompo ahy.