Eksodosy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao,+ mba hisy haizina amin’ny tany Ejipta, dia haizina mikitroka.” Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:21 Fandalinana, Boky 1,
21 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao,+ mba hisy haizina amin’ny tany Ejipta, dia haizina mikitroka.”