Eksodosy 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fito andro no hihinananao mofo tsy misy lalivay,+ ary ny andro fahafito dia fety ho an’i Jehovah.+