Eksodosy 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nasain’Andriamanitra nanodidina ny vahoaka, nanaraka ny lalana mankany amin’ny tany efitry ny Ranomasina Mena.+ Nilahatra toy ny tafika ny zanak’Israely rehefa niakatra avy tany Ejipta.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:18 w18.09 26 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:18 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2018, p. 26 Fandalinana,
18 Koa nasain’Andriamanitra nanodidina ny vahoaka, nanaraka ny lalana mankany amin’ny tany efitry ny Ranomasina Mena.+ Nilahatra toy ny tafika ny zanak’Israely rehefa niakatra avy tany Ejipta.+