Eksodosy 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina hikiribiby amin’ny heviny,+ ka hiditra hanenjika ny zanak’Israely izy. Dia hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesin’adiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.+
17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina hikiribiby amin’ny heviny,+ ka hiditra hanenjika ny zanak’Israely izy. Dia hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesin’adiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.+