Eksodosy 14:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nesoriny ny kodiaran’ny kalesin’ireo mba ho sarotra amin’ireo ny hitondra azy.+ Koa hoy ny Ejipsianina: “Andao handositra ny Israely, fa i Jehovah mihitsy no miady amin’ny Ejipsianina ho an’ireo.”+
25 Ary nesoriny ny kodiaran’ny kalesin’ireo mba ho sarotra amin’ireo ny hitondra azy.+ Koa hoy ny Ejipsianina: “Andao handositra ny Israely, fa i Jehovah mihitsy no miady amin’ny Ejipsianina ho an’ireo.”+