Eksodosy 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nanao hoe:+ “Mihirà ho an’i Jehovah,+ fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:21 Fandalinana, Boky 2,
21 Ary namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nanao hoe:+ “Mihirà ho an’i Jehovah,+ fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.”+