Eksodosy 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tonga tany Mara+ izy ireo tamin’ny farany, nefa tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ny rano. Koa nataon’i Mosesy hoe Mara+ ny anaran’ilay toerana. Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:23 si 20 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:23 Fandalinana, Boky 1, “Soratra Rehetra,” p. 20
23 Tonga tany Mara+ izy ireo tamin’ny farany, nefa tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ny rano. Koa nataon’i Mosesy hoe Mara+ ny anaran’ilay toerana.