Eksodosy 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy izy ireo tamin’i Mosesy: “Aleo ianao no miteny aminay, dia aoka izahay hihaino. Fa aoka tsy Andriamanitra no hiteny aminay sao ho faty izahay.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:19 Fandalinana, Boky 2,
19 Dia hoy izy ireo tamin’i Mosesy: “Aleo ianao no miteny aminay, dia aoka izahay hihaino. Fa aoka tsy Andriamanitra no hiteny aminay sao ho faty izahay.”+