Eksodosy 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy ary mbola niakatra an’ilay tendrombohitra ihany.+ Ary nijanona efapolo andro sy efapolo alina tao an-tendrombohitra i Mosesy.+
18 Dia niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy ary mbola niakatra an’ilay tendrombohitra ihany.+ Ary nijanona efapolo andro sy efapolo alina tao an-tendrombohitra i Mosesy.+