-
Eksodosy 26:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary asio vona dimampolo ny sisin’ny lamba farany indrindra amin’ilay fitambaran-damba voalohany, ary dimampolo koa eo amin’ny sisin’ilay fitambaran-damba faharoa, eo amin’izay hihaonan’izy ireo.
-