Eksodosy 28:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary manamboara kilaoty lava amin’ny lamba rongony mba hanaronan’izy ireo ny fitanjahany.+ Avy eo amin’ny andilana ka hatreo amin’ny fe ireo kilaoty lava. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:42 Fandalinana, Boky 1,
42 Ary manamboara kilaoty lava amin’ny lamba rongony mba hanaronan’izy ireo ny fitanjahany.+ Avy eo amin’ny andilana ka hatreo amin’ny fe ireo kilaoty lava.