-
Eksodosy 34:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia namaly izy hoe: “Manao fifanekena aminareo aho fa eo anatrehan’ny olonao rehetra no hanaovako zava-mahagaga, izay mbola tsy natao tany amin’ny tany rehetra na teo amin’ny firenena rehetra.+ Ary hahita ny asan’i Jehovah ny olona rehetra manodidina anareo, fa zavatra mampahatahotra no hataoko eo anatrehanareo.+
-