Eksodosy 34:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ankalazao ny fetin’ireo herinandro, ka atero ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazaha.+ Ankalazao koa ny fetin’ny fanangonam-bokatra atao amin’ny faramparan’ny taona.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:22 Fandalinana,
22 “Ankalazao ny fetin’ireo herinandro, ka atero ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazaha.+ Ankalazao koa ny fetin’ny fanangonam-bokatra atao amin’ny faramparan’ny taona.+