Eksodosy 34:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Avy eo dia nanatona azy ny zanak’Israely rehetra. Ary nandidy azy ireo izy, araka izay rehetra nolazain’i Jehovah taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay.+
32 Avy eo dia nanatona azy ny zanak’Israely rehetra. Ary nandidy azy ireo izy, araka izay rehetra nolazain’i Jehovah taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay.+