Eksodosy 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanao ny alitaran’ny emboka manitra+ tamin’ny hazo akasia izy.+ Iray hakiho ny lavany ary iray hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary roa hakiho ny haavony. Ary avy tamin’ilay alitara ihany ireo tandrony.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:25 Fandalinana, Boky 1,
25 Ary nanao ny alitaran’ny emboka manitra+ tamin’ny hazo akasia izy.+ Iray hakiho ny lavany ary iray hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary roa hakiho ny haavony. Ary avy tamin’ilay alitara ihany ireo tandrony.+