Eksodosy 39:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nasian’izy ireo kofehy manga teo amin’izy io, mba hametahana azy teo amin’ilay satroka lamba,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
31 Ary nasian’izy ireo kofehy manga teo amin’izy io, mba hametahana azy teo amin’ilay satroka lamba,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.