40 ny fefy lamban’ny+ tokotany, ny andry+ sy ny faladiany hitsatohany,+ ny lamba fanakonana+ ho an’ny vavahadin’ny tokotany, ny tady fanenjanan-day+ sy ny fantsika be fanenjanan-day+ ary ny fitaovana+ rehetra ho an’ny fanompoana ao amin’ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana;