Levitikosy 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoentiny eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, ilay omby. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby izy,+ ka hamono azy eo anatrehan’i Jehovah.
4 Dia hoentiny eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, ilay omby. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby izy,+ ka hamono azy eo anatrehan’i Jehovah.