Levitikosy 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoentiny any amin’ny mpisorona ireo, ka ilay fanatitra noho ny ota aloha no hatolony. Dia hotsongoiny+ ny eo anoloana amin’ny tendan’ilay vorona mba ho tataka, nefa tsy hotapahiny.
8 Ary hoentiny any amin’ny mpisorona ireo, ka ilay fanatitra noho ny ota aloha no hatolony. Dia hotsongoiny+ ny eo anoloana amin’ny tendan’ilay vorona mba ho tataka, nefa tsy hotapahiny.