Levitikosy 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hatolony ho fanatitra dorana kosa ilay vorona anankiray, ka hataony araka ny efa fanao.+ Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotany, ka havela ny helony.+
10 Hatolony ho fanatitra dorana kosa ilay vorona anankiray, ka hataony araka ny efa fanao.+ Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotany, ka havela ny helony.+