Levitikosy 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Raha misy olona* manota, ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia meloka ihany izy ka hampamoahina noho ny fahadisoany.+ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:17 Fandalinana, Boky 1,
17 “Raha misy olona* manota, ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia meloka ihany izy ka hampamoahina noho ny fahadisoany.+