Levitikosy 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tokony hohanina ny hena nikasika zava-maloto,+ fa hodorana. Fa ny hena hafa kosa, dia afaka mihinana azy izay rehetra madio.
19 Tsy tokony hohanina ny hena nikasika zava-maloto,+ fa hodorana. Fa ny hena hafa kosa, dia afaka mihinana azy izay rehetra madio.