Levitikosy 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa efa nandidy ny hanomezana azy ireo izany i Jehovah, tamin’ny andro nanosorany+ azy ireo teo amin’ny zanak’Israely. Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny taranany.’”+
36 Fa efa nandidy ny hanomezana azy ireo izany i Jehovah, tamin’ny andro nanosorany+ azy ireo teo amin’ny zanak’Israely. Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny taranany.’”+