Levitikosy 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amin’ny biby rehetra mifanaretsaka ao anaty rano sy ny zavamananaina* rehetra ao anaty rano, dia zava-maharikoriko aminareo ny biby tsy misy vombony sy kirany, na ao an-dranomasina izany na ao an-drenirano. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Amin’ny biby rehetra mifanaretsaka ao anaty rano sy ny zavamananaina* rehetra ao anaty rano, dia zava-maharikoriko aminareo ny biby tsy misy vombony sy kirany, na ao an-dranomasina izany na ao an-drenirano.