Levitikosy 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Ireto avy ny zava-maharikoriko aminareo amin’ny biby manidina,+ ka tsy tokony hohanina fa zava-maharikoriko: Ny voromahery,+ ny hitsikitsika mpihinan-trondro, ny vaotoro mainty, Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:13 Fandalinana, Boky 2,
13 “‘Ireto avy ny zava-maharikoriko aminareo amin’ny biby manidina,+ ka tsy tokony hohanina fa zava-maharikoriko: Ny voromahery,+ ny hitsikitsika mpihinan-trondro, ny vaotoro mainty,