Levitikosy 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ireo no maloto aminareo, amin’ny biby mifanaretsaka rehetra.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatiny.+
31 Ireo no maloto aminareo, amin’ny biby mifanaretsaka rehetra.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatiny.+