Levitikosy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Dia hanasa ny akanjony+ ilay midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary handro+ amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ny toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.+ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:8 Fandalinana, Boky 1,
8 “Dia hanasa ny akanjony+ ilay midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary handro+ amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ny toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.+