Levitikosy 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hopotehina+ izay fitaovana tanimanga nokasihin’ilay olona misy tsiranoka mivoaka, ary hosasana amin’ny rano kosa izany raha fitaovana hazo.+
12 Hopotehina+ izay fitaovana tanimanga nokasihin’ilay olona misy tsiranoka mivoaka, ary hosasana amin’ny rano kosa izany raha fitaovana hazo.+