Levitikosy 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tokony hohanina ny androtr’iny izany,+ fa tsy hamelana mandra-maraina.+ Izaho no Jehovah.