Levitikosy 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory fihinanareo,+ dia ho lafaoro iray monja no hanaovan’ny vehivavy folo ny mofonareo, ary hozarainy aminareo izany ka hoferana ny lanjany.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+ Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:26 w04 15/5 24 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:26 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2004, p. 24
26 Rehefa hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory fihinanareo,+ dia ho lafaoro iray monja no hanaovan’ny vehivavy folo ny mofonareo, ary hozarainy aminareo izany ka hoferana ny lanjany.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+