Nomery 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hanasa ny akanjony ilay nanangona ny lavenon’ilay ombivavy, nefa haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+ “‘Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny monina eo aminy.+
10 Ary hanasa ny akanjony ilay nanangona ny lavenon’ilay ombivavy, nefa haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+ “‘Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny monina eo aminy.+