Nomery 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana.
16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana.