Nomery 21:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Aza matahotra azy+ fa hatolotro eo an-tananao tokoa izy sy ny olony rehetra ary ny taniny.+ Toy ny nataonao tamin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nonina tao Hesbona,+ no ataovy aminy.”
34 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Aza matahotra azy+ fa hatolotro eo an-tananao tokoa izy sy ny olony rehetra ary ny taniny.+ Toy ny nataonao tamin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nonina tao Hesbona,+ no ataovy aminy.”