Nomery 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ho andro fety ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana io. Mofo tsy misy lalivay no hohanina mandritra ny fito andro.+
17 Ary ho andro fety ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana io. Mofo tsy misy lalivay no hohanina mandritra ny fito andro.+