Deoteronomia 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Ary aza mitsiriritra vadin’olona.+ Aza manaiky hasesiky ny fitiavan-tena ka haniry mafy hahazo tranon’olona, na tanin’olona, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.’+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:21 w19.02 22; w12 15/5 7 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:21 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),2/2019, p. 22 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2012, p. 7
21 “‘Ary aza mitsiriritra vadin’olona.+ Aza manaiky hasesiky ny fitiavan-tena ka haniry mafy hahazo tranon’olona, na tanin’olona, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.’+