Deoteronomia 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy trano feno ny zava-tsoa rehetra izay tsy ianao no nameno azy, sy lavaka fanangonan-drano izay tsy nohadinao, sy tanimboaloboka tsy novolenao, sy hazo oliva tsy nambolenao, ary hihinana ianao ka ho voky,+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:11 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
11 sy trano feno ny zava-tsoa rehetra izay tsy ianao no nameno azy, sy lavaka fanangonan-drano izay tsy nohadinao, sy tanimboaloboka tsy novolenao, sy hazo oliva tsy nambolenao, ary hihinana ianao ka ho voky,+