Deoteronomia 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Araho tsara+ izay didy rehetra andidiako anareo anio, mba ho ela velona ianareo,+ ka hihamaro ary hiditra ao amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo,+ ary haka izany ho fanananareo.
8 “Araho tsara+ izay didy rehetra andidiako anareo anio, mba ho ela velona ianareo,+ ka hihamaro ary hiditra ao amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo,+ ary haka izany ho fanananareo.