Deoteronomia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nijery aho ka hitako fa nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly+ ianareo. Efa nivily sahady niala tamin’ny lalana nasain’i Jehovah narahinareo+ ianareo. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Nijery aho ka hitako fa nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly+ ianareo. Efa nivily sahady niala tamin’ny lalana nasain’i Jehovah narahinareo+ ianareo.