Deoteronomia 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Koa mitandrema, ary ankatoavy ireo teny rehetra andidiako anao+ ireo, mba hahita soa+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao sy ny taranakao, satria hanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+
28 “Koa mitandrema, ary ankatoavy ireo teny rehetra andidiako anao+ ireo, mba hahita soa+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao sy ny taranakao, satria hanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+