Deoteronomia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao ihany no biby tsy azonareo hanina amin’ny biby mandinika na mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony: Ny rameva+ sy ny bitrodia+ ary ny bitrom-bato,+ satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:7 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
7 Izao ihany no biby tsy azonareo hanina amin’ny biby mandinika na mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony: Ny rameva+ sy ny bitrodia+ ary ny bitrom-bato,+ satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.