Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly. Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:19 w89 15/5 12 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:19 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1989, p. 121/1/1987, p. 30
19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.