Deoteronomia 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia hitsangana eo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy manana ady, ka ho eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara am-perinasa amin’izany fotoana izany.+
17 dia hitsangana eo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy manana ady, ka ho eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara am-perinasa amin’izany fotoana izany.+